TAGNAMARO SAINTE MARIE

Teto amin’ny Kartier Analamboanio Fokontany Ambodifotatra no nanaovana ny Tagnamaro tamin’ity volana Febroary ity .

Toerana matetika dobondrano izy io mandritra ny andro ratsy ka tonga nitarika izany ny Préfet de Police mahatody Henri Jocelyn, Solontenan’ny Solombavambahoaka ,ny Ben’ny Tànana.

Ankoatr’ireo niara nanao ihany koa ireo fokontany rehetra ho fanadiovana sy fanarenana ny takaitra navelan’ny rivodoza.