TENY MALAGASY : FOTOTRY NY FIRENENA

FAMPIDIRANA
Anisan’ ny singa maha izy azy ny firenena ny teny. Ny teny no mampiorina ny fifandraisana
eo amin’ny samy mpiara-belona, hiheverana ny raharaham-pirenena na sosialy na
fanabeazana, na famokarana na fihariana na politika, indrindra ny toe-karena.

Velona sy miaina ny teny ka noho izay indrindra no ilazana fa ny teny malagasy no fototry
ny firenena.

Teny-malagasy-Fototry-ny-firenena