TAGNAMARO AMBOASARY ATSIMO (Faritra Anôsy)

Fambolen-kazo teny amin’ny toerana hanamboarana tranon’ampela ao Amboasary Atsimo ny Tagnamaro androany 19 Martsa 2022.

Natao izao mba hiadiana amin’ny fiovaova ny toe- trandro ary mba ahafahanan’ireo ampela manana hazo fialofana rehefa vita io foto-drafitr’asa io izay mbola andala-panamboarana amizao.Mavitsika mpandray anjara ahitana ny solo-tenam-panjakana sy ny mpiara-miasa aminy izay tarihin’i lefitriny distrika, ny Benin’ny tanana eto Amboasary.

Ny delegasion’ny serasera sy ny konlotsaina no mikarakara sy manetana.