TAGNAMARO MORAMANGA

Fanadiovana ny manodidina ny Tranoben’ny Serasera sy ny Kolontsaina ao Ambohibary no nanamarihana ny hetsika TAGNAMARO tao amin’ny Distrikan’i Moramanga, androany sabotsy 19 Martsa 2022.

Tonga namaly ny antso ireo mpanakanto sy ny mpanao gazety rehetra ao Mangoro ary ny fokonolona ao amin’ny kaominina Ambohibary.