ANDRO MANERAN-TANY HO AN’NY POEZIA

Androany 21 Marsa no hankalazana ny andro maneran-tany ho an’ny Poezia.

Nisafidy ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina ny hankalaza izany ny Alarobia 23 Marsa 2022 ao amin’ny IVOKOLO Analakely, manomboka amin’ny 2 ora tolakandro.