FANAIKY « NY JAZZ GASY »

Ho fanampiana an’i Fanaiky amin’ny fitsaboan-tena izay ataony, ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina dia mikarakara seho sehatra manokana ny Zoma 25 Marsa 2022 ao amin’ny Ivokolo Analakely, hankalazana ihany koa ny faha-35 taona niakarany an-tsehatra, hanasana antsika mpankafy jazz sy mpakafy azy rehetra.