TAGNAMARO BETROKA.

Nialohavan’ny fandiovana ny trano hasiana ny toerana famakiam-boka eto Betroka izany , nitohy taminy fanamboarana ny daba fanariam-pako hampiasaina eto amin’ny Delegasionin’ny Serasera sy ny Kolontsaina Betroka ahafahana mikajy ny fahadiovana manodidina ny toeram-piasana aty an-toerana .

Isany Politika akapoben’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina ankehitriny ny hisian’ny toerana famakiam-boka amin’ny Disitrika eto Madagasikara isany iray amin’ireo hisantatra izany ny Disitrika Betroka , aminy alalan’ny Delegasionin’ny Serasera sy ny Kolontsaina aty an-toerana .

Araka izany dia efa vonona ny trano hisy izany toeram-pamakiam-boky izany , ary novaina endrika taminy alalan’ny Tagnamaro Androany Olom-pirenena taty Betroka.