???? ?? ???????

Fampisehoana karakarain’ny mpianatry ny ?ℕ?ℂ (Académie Nationale des Arts et de la Culture) Sampana Analamanga isaky ny zoma hariva.

Ao amin’ny efitrano A ex-CNEMD Anosy no hanatanterahina izany.

???????? ?? ???????? ?? ??????? ?? ??? ????.