TAGNAMARO KANDREHO

Fanesorana ireo hazo vitsivitsy teo afovoantsena an-tampontanànan’i Kandreho nahiana hianjera sy hampidi-doza no noesorina tamin’ny alàlan’ny Tagnamaro sy ny fiaraha-miasa tamin’ny Kaominina Kandreho