TANGAMARO MAINTIRANO

Fanamboarana ireo dabilio mitongilana tao amin’ny EPP AMPASIMANDRORO Maintirano no nanamarihana ny Tagnamaro amin’ity volana Aprily ity teto Maintirano.

Ny mpianatra ihany no nanatanteraka ny asa, ny Fitaleavamparitrin’ny Serasera sy ny Kolontsaina Melaky kosa no namatsy ny fitaovana nilaina.