??? -ℝℕ? ???????????????

?????????? ????????? ?????? ?? ????-????? ??????????? ?? ??????? ?? ??’?? ??????? ?? ????????.

Toy ny efa natao tany amin’ny faritra maro manerana ny Nosy dia tonga nanolotra fitaovana ho enti-manatsara ny tolotra ho an’ny mpanaraka ny haino aman-jerim-panjakana TVM sy RNM any ????????? Ramatoa ????????? ?? ???????? ?? ?? ??????????? ????????? ℝ????????????? ?ℕ?ℝ????ℕ??ℝ??? androany maraina.

Hanampy betsaka ireo mpiasa eo anivon’ny Fitaleavam-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina ny fahazoana ireo fitaovana raitra ireo.

Fitaovana vaovao, manaraka ny fivoaran’ny teknolojia no natolotra toy ny ?????????, ????????, ???é??? miisa 2, ??????????, ??????????? miisa 2, ??????????? 2, ????? ?? ?????? ????? 1, ??????? é???????? 2, ankoatra ireo fitaovana samihafa ilaina anaty birao toy ny ????????? sy ny ????.

An-taonany maro no tsy mba nanana fitaovana manara-penitra tahaka izao ny haino aman-jerim-panjakana ao ?????????, hoy Ramatoa Minisitra.

Tafiditra rahateo ao anatin’ny fanamby apetraky ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina ny fijerena ny fomba rehetra hanampiana ireo haino aman-jerim-panjakana manerana ny Nosy.