??ℝ?? ?????ℕ’ℕ? ??? ????ℍ???ℍ?

ℕ???????? ?????’?? ????? ???????? ???????? ?? ????? ??????’?? ℍ???????? ?? ?????? ??????.

Taorian’ny asa fanavaozana sy ny fanitarana ary ny fanatsarana ny birao fiasan’ny ????????? ?? ?????? ?????? etsy amin’ny ????? ???? ??????????, natolotry ny ????????? ?? ???????? ?? ?? ???????????, ????????? ℝ????????????? ?ℕ?ℝ????ℕ??ℝ???, tamin’ny Filohan’ny Holafitry ny mpanao gazety, ℝ??????ℝ???ℕ ℍ???????? ?????? ny fanalahidin’ny birao hiasan’izy ireo manomboka izao.

Ny ???????????’?? ???????? ?? ?? ??????????? no nanolotra ny toerana sy ny trano izay efa niorina ary ny ??????????’?????????? no nanampy tamin’ny fanamboarana sy ny fanatsarana ny foto-drafitrasa, nanampy tamin’ny fampitaovana kosa ny orinasa ??ℕ?????ℕ??.

Mbola namafisin-dRamatoa Minisitra hatrany tao anatin’ny lahateniny fa tsy mitsabaka velively amin’ny asa fanaovan-gazety sy ny asan’ny holafitra ny Minisitera araka ny voafaritry ny lalàna ????-??? mifehy ny Serasera amin’ny haino vaky jery.

 

Miantoka ny fahaleovan-tenan’ny biraon’ny holafitra, ho any amin’ny maha matihanina amin’ny asa fanaovan-gazety ny fananan’ny holafitra birao fiasana tahaka izao.

Fanavaozana lehibe nentina tao anatin’io lalàna io ihany koa ny fametrahana ny biraon’ny holafitra isam-paritra, izay nomena toerana manokana ao amin’ny ????????’?? ???????? ?? ?? ??????????? ho an’ireo faritra efa nahazo izany, mba ahafahana manakaiky kokoa ny mpanao gazety.