??????????? ?? ????? ???????-???? ?? ??’?? ???????????’?? ??? ????????-??????

Tetsy amin’ny ℂanal ?lympia ?ndohatapenaka no nifampitaona ireo mpanao gazety avy amin’ny lafivalon’ny Nosy nanamarika ny andro maneran-tany ho an’ny fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety amin’ity andron’ny ? ??? ity.

« ?? ??????????? ???? ?’??????? ?? ???é????? » na hoe « ?? ??? ????????-?????? ?? ?????? ??????’?? ???????? »: io no lohahevitra nosafidian’ny ?ℕ??ℂ? hanamarihana izany amin’ity taona ity.

Nifanindr’andalana tamin’izany ihany koa ny fizarana ny loka ho an’ireo mpanao gazety 11 mianadahy nandray anjara tamin’ny fifaninanana « ?EDIA ?WARDS » izay nokarakarain’ny ???????????’?? ???????? ?? ?? ???????????.

Faritan’ny lalàna manan-kery tokoa ny fahalalahana sy ny fisitrahan’ny olom-pirenena ny vaovao mari-pototra miainga amina loharano azo antoka.

Manoloana ny firoboroboan’ny teknokojia anefa dia toa zary lasa mirona any amin’ny finoana ny tsaho sy ny lainga miparitaka amin’ireny tamabajotra ireny ny mpanara-baovao.

Tsara ny manamarika fa ???????? ????????? ?? ????-???????? ?????????? ???????? ???????????-????????? ?? ?? ????-???????? ?????? ?????? ???? ????????? ??? ???????? ????????? ???????? ???????? ?? ??? ????????-??????.

Ny fanajana ny lalàna irery ihany araka izany no ahafahana mamaritra sy mametraka izay fahalalahana izay, fahalalahana izay mitaky andraikitra avy amin’ny tsirairay ihany koa na olon-tsotra izany na mpanao gazety.

Maro ny asa sy ny ezaka notanterahin’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina amin’ny famerenana amin’ny hasiny ny tontolon’ny asa fanaovan-gazety eto Madagasikara, hoy ℝ?????? ????????? ????????? ℝ????????????? ?ℕ?ℝ????ℕ??ℝ??? .

Isan’ireny ohatra ny fanavaozana ny lalàna ????-??? mifehy ny serasera amin’ny haino aman-jery mba hiantoka ny tena fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety.

« ??? ?????? ?? ??? ????????-??????, ?? ??? ?????? ?? ????????????? ????’?? ??? ???????? ?? ????????? ??????’?? ??? ??? ?? ???????????-?????? ??????????????, ???????????? ??????? ??????????? ??????????? ?? ????????’?? ???à?? ?????-????, ?? ??? ???????????? ?????????? ????????? ??? ???? ?????? ?? ?????? ???????? », hoy hatrany ny nambarany.

Nankasitraka manokana kosa ny ezaka vitan’ny governemanta malagasy tamin’ny fijerena ny fomba rehetra hanatsarana ny tontolon’ny asa fanaovan-gazety ho any amin’ny maha matihanina kokoa ny solotena maharitry ny Firenena mikambana eto Madagasikara.