????????’?? ???????? ?? ?? ??????????? ?????????????? ??????

??????? ??? ??????? ?? ??????????’?? ???????????? ?????????? ???????? ?????????????? ????.

Taorian’ny lanonana manetriketrika nanokanana tamin’ny fomba ofisialy ny Tranoben’ny Serasera sy ny Kolontsaina « ????’????????? » izay notarihin’ny ???????’?? ℝ???????? niaraka tamin-?ℝ?????? ????????? ????????? ℝ????????????? ?ℕ?ℝ????ℕ??ℝ???, avy hatrany dia nisantatra ny hetsika ara-kolontsaina nentina nanombohana ny fifaninanana izay karakarain’ny Fikambanan’ny Artista eto Vakinankaratra (???) hifantenana ny mpanakanto mendriky ny taona ???? eto Vakinankaratra ny « ?????????? ????????? ».

Miahy ity hetsika ara-kolontsaina ity Ramatoa Minisitra taorian’ny fangatahana nataon’ny Fikambanan’ny Artista eto Vakinankaratra (???)

Vonona hatrany ny hanohana amin’ny fomba rehetra ny ??????? sy ny ?????????? ny ???????????’?? ???????? ?? ?? ???????????, hoy hatrany Ramatoa Minisitra nandritra ny lahateny fohy nanokafany ity fifaninanana ity.

Tafiditra rahateo ao anatin’ny lalantsaina voizin’ny Minisitera ny fanatanterahana hetsika tahaka izao, hitondrana tantsoroka amin’ireo mpanakanto vao misandratra kanefa manana ny maha izy azy ka hanana ny toerany.

Amin’ny maha ????????’?? ???????? ?? ?? ??????????? azy, misy ny ????? ???????? ?? ??’???? ??????? ?? ?????????? ??? ?????????????? ahafahan’izy ireo manatanteraka fivoriana na fihaonanana ho fampiroboroboana hatrany ny kolontsaina mampiavaka ny faritra.

#Mpanakanto_Mendrika_Vakinankaratra2022

#Tranoben_ny_Serasera_sy_ny_Kolontsaina

#Minisiteran_ny_Serasera_sy_ny_Kolontsaina