????????? ???????????

??????????? ?? ???? ?? ????? ????????’?? ??? ????? ???????????? ???????????

Ho fankalazana ny ????-?? ????? niorenan’ny ℂ?? ????? ?ℕ?ℝ????ℝ??? ??????????? dia nanapa-kevitra ny hitondra ny anjara birikiny amin’ny fanomezana aina vao azy tamin’ny alalan’ny Tagnamaro ny ???????????’?? ???????? ?? ?? ??????????? avy aty Antananarivo notarihin-?ℝ?????? ????????? ????????? ℝ????????????? ?ℕ?ℝ????ℕ??ℝ???.

Tsara ho fantatra fa fangatahana manokana tao anatin’ny iray volana monja nataon’ny lehiben’ny ℂ?? ????? ???????????? sy ny ???????’?? ??????? ??????????? ?? ?????? ????-?? ????? izao hetsika izao ho fanatsarana ny « ????? ?? ??????? » na ny « ????? ?? fê?? », ny « ?????? » ary ny « ????????è??? ».

Marihina fa efa  ?? ????? izao no tsy nisy fanavaozana natao ny teto amin’ity ℂ?? ity. Ity ??????y ny ????-???????? ???????? ?à???? ity no nentina nanokafana ny asa ataon-?ℝ?????? ????????? sy ireo mpiara-miasa aminy ao ???????????.

Feno dia feno ny fandaharam-potoana.

Nodiovina sy nalamina ny toerana rehetra anatiny sy ilevan’ity Sekoly ambaratonga faharoa ity.

Nolokoina ny lalantsara miazo ny trano famakiam-boky. Nolokoina iray manontolo ihany koa ny efitrano famakiam-boky hamerenana ny endriny teo aloha ka hampazoto ireo mpianatra.

Navaozina nanaraka izay ireo tahalaka fitoeram-boky. Nasiam-panatsarana tamin’ny alalan’ny fandokoana ny vatatrano ihany koa ny efitrano fandraisana lanonana (????? ?? ?ê??) tao amin’ilay ℂ??.

Nodiovina ny tokontany ary naverina nazavaina ireo loko mamaritra ny tsipika amin’ny kianja filalaovana Basket.

Notafoina ihany koa ny toerana fanaovana hetsika (podium), toerana izay fikarakarana fety eo amin’ny tokontaniben’ny ℂ??

Niara nisalahy tamin’ny fanatanterahana ny asa niaraka tamin’ny ???????’?? ???????????’?? ???????? ?? ?? ??????????? nandritra ity andro androany ity ireo manam-pahefana isan-tokony ao amin’ny distrikan’Arivonimamo notarihin’ny solombavam-bahoaka, ireo mpitandro filaminana, ny prefen’Arivonimamo, Mpampianatra, ny mpianatra, ny ray aman-drenin’ny mpianatra.

« ?? ?????? ?? ?? ??? ????? ?????? ??? ?????? ?????, ??? ??? ????????? ????? ?? ?????????????? ???? ????????? ???????? », hoy ℝ?????? ????????? ????????? ℝ????????????? ?ℕ?ℝ????ℕ??ℝ???, raha nitondra ny hafatra ho an’ny vahoakan’???????????.

Nankasitraka ihany koa ny fahavononana feno nasehon’ireo mpandray anjara rehetra nandritra ity hetsika Tagnamaro tany an-toerana ity.