??? ???? | ??????? ????-??

( Sary andiany faharoa: nandritra ny fitsidihana ireo tranoheva).

Ambohi-pihaonan’ny mpandraharaha sy ny fihariana amin’ny sehatra marolafy eto Madagasikara ny ????? ?????????????? ?? ??????????.

Maro ireo mpandray anjara mampiranty ny vokatra vokariny, na io eo amin’ny tontolon’ny teknoljia, ny haitao ara-kajy mirindra, famoronana, sangan’asa ara-java-kanto, ireo asam-pitrandrahana goavana sahanin’ireo orinasa vaventy eto Madagasikara, sy ny maro hafa; mandritra ny ???.

Nanararaotra nitsidika sy nitafa tamin’izy ireo ℝ?????? ????????? ????????? ℝ????????????? ?ℕ?ℝ????ℕ??ℝ??? androany.

??ℕ?????ℝ?ℕ’ℕ? ??ℝ???ℝ? ?? ℕ? ????ℕ????ℕ? : ????? ?? – ??