TAGNAMARO NOSY-VARIKA FARITRA VATOVAVY

Fanadiovana ny Kianja filalaovana baolina Tsararivotra no TAGNAMARO tamin’ity volana ity.

EO NO HANDRAISANA NY HETSIKA REHETRA MANDRITRA NY FANKALAZANA NY FETIM-PIRENENA ANISAN’ IZANY NY  »TOURNOI INTER-SERVICE » IZAY HANOMBOKA NY 04 JONA HO AVY IZAO.