????? : ???ℕ? ??? ℕ? ℕ???ℕ? ??ℙ?? ????? ????ℕ’ℕ? ?????ℕ’ℕ? ???ℕ???ℝ?

Olona maherin’ny 700 no afaka nahazo kopia nahaterahana tao amin’ny kaomina ambanivohitra Ampandriankilandy, ao amin’ny faritra ????? vokatry ny #TAGNAMARO nataon’ny fitaleavam-paritry ?? ???????? ?? ?? ??????????? any SOFIA, ny Fitsarana Ambaratonga Voalohany ao Antsohihy, ny fiadidiana ny tanànan’ny Kaominina ambanivohitra Ampandriankilandy ary ny ekipan’ny minisiteran’ny fahasalamana any an-toerana.

Tsiahivina fa ny #TAGNAMARO dia hetsika iombonan’ny olom-pirenena rehetra, ka isan’izany ny mpiasam-panjakana, ho fanatanterahana asa an-tsitrapo sy tsy ilana tambiny manokana ho an’ny fiaraha-monina.

Ny sabotsy fahatelo anatin’ny volana iray no atokana ho “??????’?? ????-????????” hanaovana izay asa firotsahana an-tsitrapo ho an’ny fiaraha-monina izay ho antsika eto Madagasikara.