Hetsika famoaham-boky PELASOA etsy amin’ny Tranombokim-pirenena Anosy ny Alarobia 15 Jona manomboka amin’ny 2 ora sy sasany.

Vahiny manokana hanatrika izany i Fanojo sy Kintana manjom-piaka izay hitondra tantara an-tsehatra fohy; Diamondra Lohianne-Mi´Mozi