TAGNAMARO KANDREHO

Nitohy tamin’ity volana Jona ity ny fanarenana ny làlan-tany mankany Ampaositra Fokontany Antsapanimahazo ao Kandreho tampotanàna. Mahatratra 500 metatra ny làlana vita fanarenana hatreto