IRAY VOLAN’NY SARY HOSODOKO Faritra SAVA

Mandray anjara mavitrika amin’ny hetsika « Iray volan’ny sary hosodoko » koa ny Fitaleavam-paritry ny Serasera sy Kolontsaina SAVA.

Ao Sambava amin’ny Médiathèque Municipale ao Ambodisatrana no ivon’ity hetsika entina ampahafantarana ny mpanao hosodoko eo anivon’ny Faritra.

Ireto ireo mpandray anjara 02 amin’ity hetsika:

– RASABOTSY Herinirina Elysée

– RANARISON Ludys

Sehatra vaovao aty amin’ny Faritra SAVA ny sary hosodoko, fa na izany aza dia misy ireo nilaza handray anjara hanatevin-daharana an’ireto sangan’asa miisa 30 eo ho eo aranty eto Sambava.