TAGNAMARO MAINTIRANO

 

Fananganana toerana famakiam-boky eo anivon’ny Fitaleavam-paitrin’ny Serasera sy ny Kolontsaina Melaky ao maintirano no nanamarika ny Andron’ny Olom-pirenena androany 16 jolay.

Ny mpiaramiasa no mampindrana ny bokin’izy ireo ho an’izay tonga hamaky boky ao.

Mahazaka mpianatra 10 isa ny toerana.

Hisy tolotra manokana ho azon’ireo mpianatra hamaky boky ao