TAGNAMARO ANDILAMENA

Fanadiovana ny faritra manodidina ny CSBII Andilamena no nanamarihana ny hetsika TAGNAMARO andron’ny Olom-pirenena tamin’ity volana jolay 2022 ity tao amin’ny Distrikan’Andilamena.

Tonga maro ireo mpisehatra niaraka tamin’ireo tanora mpikambana ao amin’ny CLUB FANORO izay eo ambany fiahian’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina.