TAGNAMARO NOSY VARIKA

Fanadiovana ny làlana miakatra eny amin’ny « Résidence » no nanatanterahana ny TAGNAMARO teto Nosy Varika ny Asabotsy 16 jolay 2022.

Maro ireo olom-pirenena tonga nifanome tànana.