TSY HO TOMPON-TRANO MIHONO

Hivantana avy aty Maevatanana, Faritra Betsiboka ny fandaharana TSY HO TOMPON-TRANO MIHONO anio Zoma 22 Jolay 2022.

Amin’ny 1 ora sy sasany tolakandro ny fotoana ao amin’ny RNM sy TVM sy amin’ireo haino aman-jery tsy miankina miisa 270 manerana ny Nosy.