VOLANA IRAY, MPANORATRA IRAY

Fanohizana ny fanomezan-tsehatra ny mpanoratra Ra-Phi, avy ao amin’ny faritra VAKINANKARATRA,.

Hihaona amin’ny mpankafy azy ity mpanora ity amin’ny Alarobia 27 Aogositra ho avy izao.