???ℕ???ℝ? Nosy Varika – VATOVAVY

NAMALY NY ANTSO NY OLOM-PIRENENA.

Tonga maro ny vahoaka nandray anjara tamin’ny Tagnamaro tao amin’ny distrikan’i Nosy-Varika. Fanadiovana ny toerana fangatahana tsodrano, AMPOTSIAMBO, no natao tamin’izany.

Mialohan’nyy nanaovana ny asa dia nisy ny fanaovana fombafomba, fangatahan-dalana tamin’ny Razana nataon’ireo Tangalamena.