AKON’NY ???ℕ???ℝ?, Aogositra ???? MANANJARY-VATOVAVY

Ny fanadiovana ny Bazary Analanjavidy no nanatanterahana ny hetsika ???ℕ???ℝ?.

Fitandrovana ny fahasalamana no antom-piasian’ity fiaraha-mientana ity noho izy toerana fivarotana hanina sy zavatra ilain’ny mponina andavanandro.