TAGNAMARO ANTSALOVA

Fanarenana ireo dabilio simba tao amin’ny EPP EZAKA Antsalova no nanamarika ny Andron’ny Olom-pirenena androany.

Nifarimbona tamin’izany ireo mpampianatra ao amin’ny EPP EZAKA, ireo mpandrafitra, Polisy ary ireo mpiara-miasa eo anivon’ny Fitaleavam-paitrin’ny Serasera sy ny Kolontsaina Melaky avy any Maintirano.

Voaarina avokoa ireo dabilio 27 isa.