???ℕ???ℝ? tao Brickaville (faritra Atsinanana)

Efa mivoy ny soatoavina fifanomezan-tànana koa ny aty Ampasimanolotra.

Nohon’ny fifandaminana dia notanterahina androany ny ???ℕ???ℝ?, ka fanajariana sy fanotofana ilay làlana feno rano miandrona eto ambadiky ny banky BOA no nifanekena fa natao. Marihina fa io làlana io dia mihazo an’ireo fotodrafitrasa lehibe tanterahin’ny Fitondram-panjakana amin’izao fotoana izao, toy ny kianja manara-penitra Paul Be sy ny biraon’ny Commissariat de Police.

Mankasitraka ny mpandray anjara rehetra ary mbola manantena ny fanohizana ny asa amin’ny fotoana manaraka ny DELCC Brickaville