?????????? ???????-???????? ?? ??’?? ??????? ???????? (??????? ???????? ?? ℝ????)

Ny taona 2021 dia ny 13 Oktobra no manomboka marihina ny herinandro iraisam-pirenena ho an’ny tantara foronina na ny ??????? ???????? ?? ℝ???? araky ny tapaka tamin’ny fivoriana faha 41 an’ireo firenena mpikambana ao amin’ny ᆖUᆖNᆖEᆖSᆖCᆖO.

Tamin’ity taona 2022 ity noho izany no nankalazana voalohany izany herinandro iraisam-pirenena ho an’ny tantara foronina izany.

Ho antsika eto Madagasikara dia nifanandrify indrindra tamin’izany fankalazana izany ny hetsika natokan’ny Minisiteran’ny Serasera sy Kolontsaina hanomezam-boninahitra an’i ????è?? ?????????, izay mpanoratra boky mirakitra tantara foronina amin’ny teny frantsay.

Ny Zoma 14 Oktobra 2022 lasa teo, araky ny fandaharam-potoana, dia nampahafantatra ny boky « ???????????, ?? ??????? ?? ?? ??????? » izay nosoratany ary mandray anjara amin’ny « 14ème Prix Ivoire pour la Littérature Africaine d’Expression Francophone » i ????è?? ?????????.

Io hetsika io koa no fankalazana voalohany ny «??????? ???????? ?? ℝ????» teto Madagasikara.

Tsiahivina fa isan’ireo nataon’ny ekipa mpitantana ny minisiteran’ny serasera sy ny kolontsaina ankehitriny ho vaindohan-draharaha ny fampitiavana ny ᏉᎯᏦᎽ ℬᎾᏦᎽ indray sy ny fanomezana sehatra ny mpanoratra mba ho fanohanana ny rohin’ny boky.