Soatoavina

Fandaharana vokarin’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina isam-bolana, hanasongadinana ny maha-malagasy.

Ny lohahevitra nofinidy amin’ity volana ity dia milohateny hoe: «FOMBA AMAM-PANAO MANODIDINA NY FANAMBADIANA»
Faritra: Analanjirofo, Androy
Harahinao:
– ao amin’ny RNM ny Alarobia 26 oktobra amin’ny 8 ora sy sasany alina
– ao amin’ny TVM ny Alahady 30 oktobra amin’ny 8 ora alina,
ary ho hitanao ao amin’ny tranonkalan’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina.