TAGNAMARO MAINTIRANO

Fanitrihana vihin-kazo teny amin’ny tanin-janakazo DREDD Melaky Marodoka no nanamarihan’ny Olom-pirenena ny Tagnamaro Desambra teto Maintirano.

Plate bande miisa 12 no nofenoina tamin’izany.

Baobab, Mangarahara, Nifinakanga ary Agnanambo no karazany novolena tamin’ity in-dray mitoraka ity.