TVM : FANDAHARANA « ADY HEVITRA » ZOMA 20 JANOARY 2023 AMIN’NY 8 ORA ALINA

Hivahiny ao anatin’ny fandaharana

« ADY HEVITRA » ny Praiminisitra NTSAY Christian izay handeha mivantana ao amin’ny Televiziona Malagasy TVM sy Radio Madagasikara RNM sy ireo onjampeo sy fahitalavitra tsy miankina maro manerana ny Nosy, ny Zoma 20 Janoary 2023 amin’ ny 8 ora alina.

Manasa am-panajana antsika rehetra hanaraka ny fandaharana.