TRANOMBOKIM-PIRENEN’I MADAGASIKARA

Efa miverina ireo hetsika isan-kerinandro eo anivon’ny Tranombokimpirenen’i Madagasikara.

Ny 1 febroary dia velakevitra momba ny fombam-pitenenana malagasy ho entin’i Sitraka Feno Tanteraka, hotanterahina ao amin’ny efitrano DOX, manomboka amin’ny 2 ora sy sasany tolakandro.