VOLANA IRAY, MPANORATRA IRAY

RABENOELY OLYNCA, mpanoratra avy any amin’ny faritra SAVA no ampahafantarin’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina amin’ity volana Febroary ity.

Ireto ireo hetsika anamarihana izany :

-Fampahafantarana ny mombamomba azy eto amin’ny pejy,

– Fihaonana sy velakevitra samihafa hotontosain’ny fitaleavam-paritra SAVA

Koa manasa anao àry hamantatra bebe kokoa ny andiany voalohany amin’ny mpanoratra RABENOELY OLYNCA.