TAGNAMARO TSIROANOMANDIDY- BONGOLAVA

Nontaterahina teto amin’ny birao Fitaleavam-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina Bongolova ny Tagnamaro andron’ny olom-pirenena androany Talata 31 janoary 2023 ka fanadiovana faobe ny tao anatin’ny birao sy ny ivelany no natao tamin’izany ary nanasana manokana ny solontenan’ny mpiantsehatra amin’ny haino vakijery sy ny mpanankato ho fanamafisana ny firaisainkina ary ho fiaraha-mientana amin’ny fanatanterahana ny asa iombonana.