TAGNAMARO VAVATENINA

Anisany nanatanteraka TAGNAMARO ny vahoaka tato anatin’ny Distrikan’i Vavatenina omaly Sabotsy faha 18/02/2023 ka fanadiovana tatatra sy fanadiovana ny pavé manodidina ny palais de la Culture moa no natao tamin’izany.

Izany hetsika izany dia niarahana amin’ireo manampahefana antoerana sy ireo vahoaka maro tonga namaly ny antso.