TAGNAMARO ANTALAHA

Fanadiovana ny tatatra sy fanotofana tany ireo lavaka tamin ´ny lalana 4 minutes Ambatoratsy no natao nandritra ny Tagnamaro andron ´ny olom-pirenena tao ANTALAHA.

Mankasitraka antsika jiaby tonga maro be niaraka nanataneraka ny Tagnamaro androany.