TAGNAMARO IKONGO VOLANA FEBROARY (Faritra FITOVINANY)

Fambolen-kazo tao amin’ny Fokontany Mangarivotra, Kaominina Ambonivohitr’Ikongo no TAGNAMARO natao tao amin’ny Distrikan’Ikongo tamin’ity volana Febroary ity.

Izany dia ho fanatratrarana ny vina « Madagasikara rakotr’ala ». Ka zanak’azo 1500 fototra no voavoly tamin’izany.