TAGNAMARO KANDREHO

Fanadiovana ny manodidina ny Hopitaly fandidiana vaovao ao Atsimondrano Kandreho no nanamarihan’ny vahoaka ny hetsika Tagnamaro tamin’ity volana Febroary ity.

Aorian’ny fanadiovana moa dia vinavinaina hambolena zanakazo ihany koa manodidina ity Hopitaly fandidiana voalohany ao Kandreho ity.