TAGNAMARO VANGAINDRANO.

Nodiovina ho afaka amin’ny rano miandrona sy lobolobo hiadiana amin’ny aretina tazomoka izay anisan’ny mamparefo ny vahoaka ary mirongatra be ao amin’io disitrika io