TAGNAMARO ANKAZOBE

Akon’ny TAGNAMARO volana Febroary,

Distrika Ankazobe, Faritra Analamanga.

TAGNAMARO izay notarihan’ny DELCC ary nandray anjara mavitrika tamin’izany ny ekipan’ny fiadidiana ny tanàna sy ny avy amin’ny Distrika ary ireo Sampan-draharaha teknika any an-toerana.

Fanadiovana ny manodidina ny biraon’ny kaominina Ankazobe no tagnamaro natao.