NY TSY FAHAFEHEZANA NY TENY MALAGASY AO ANATY LITERATIORA

Manasa anao hatrany.

Ny tsy fahafehezana ny fampiasana teny malagasy ao anaty literatiora indray no ho resahina mandritry ny velankevitra hatao ao amin’ny Tranombokim-pirenena ny Alarobia 01 martsa 2023 izao, ka hanasana antsika mpankafy literatiora.

#literatiora #tenindreny #kolontsaina #MSK