TAGNAMARO ANALALAVA

Tsy ho ela dia higadona ny datin’ny 29 Martsa, izay ahatsiarovana ny raharaha 29 Martsa 1947.

Ho fanombezam-bohitra ny tolona sy mba ho fahatsiarovana ny maheron’ny firenena dia nanantanteraka Tagnamaro andron’ny olom-pirenena ny vahoaka tao Analalava, ka niroso tamin’ny fanadiovana ny tsangambaton’ny 29 Martsa, ny andron’ny Asabotsy 18 Martsa