TAGNAMARO BEFOTAKA

Isan’ny manana tantara tamin’ny fiadina ny fahafahana ny Faritra atsimo atsinanana , izay tsaroana isakin’ny volana martsa.

Efa ho hadinodinon’ny fiarahamonina ny lanjan’izany ka antony indrindra nahatonga ny teto amin’ny fitaleavam-paritrin’ny serasera sy kolontsaina atsimo atsinanana nametraka manokana ny tagnamaro eran’ny district ho fikarakarana ireo toerana manamarika izany

Befotaka : tsangambato

Tsy manafoana ny tagnamaro isam-pokotany anefa izany fa manohy ny fanentanana hatrany ny Fitaleavam-paritra eran’ny district hiadiana amin’ireo karazan’na valan’aretina maro toin’ny tazomoka