TAGNAMARO KANDREHO

Rehefa fotoam-pahavaratra toy izao dia dobon-drano ny ao antsena sy ny eo amin’ny Biraon’ny Commune Kandreho ao amin’ny Fokontany Antsapanimahazo noho ity lalan-drano mamakivaky ny tanàna ity.

Izany no nahatonga ny mponina nanapa-kevitra hanao tagnamaro fanaovana « barrage » hamiliana ny lalan’ny rano tsy hampijaly ireo mpivezivezy amin’io faritra io.