TAGNAMARO MAROANTSETRA

Fanamboaran-dalana izay tena ratsy ao amin’ny Kaominina Ambanivohitra Ambinanitelo no tagnamaro natao taty Maroantsetra.

Lalana mampitohy ny Kaominina Ambinanitelo amin’ny Kaominina 2 hafa manodidina azy i ary ny renivohitry ny distrikan’i Maroantsetra ity lalana ity.

Hamahàna ny olana amin’ny famoaham-bokatra sy hanalana fahasahirana ny mpampiasa lalana.

Tsy misy lalana Ankoatrin’ny lalana andranomamy ny mponina, izay miteraka fahasahirana raha hanao évacuation olona tsy Salama.

Niaranientana ny mpitondra nanao fanentanana ny mponina ka mponina maherin’ny 6000 no tonga niasa.