TAGNAMARO SAINTE MARIE

Fanadiovana ,fanamboarana fefy ary fandokoana ny tsangambato ny 29 Mars no natao niaraka tamin’ny Ekipa MSK aty an- toerana notarihin’ny Préfet de Police eto Sainte Marie ,Ekipan’ny Parlement ,ekipan’ny Commune notarihin’Atoa Ben’ny Tanàna ireo sampantservisy maro sivily sy miaramila , fikambanana ,mpanao politika maro samy hafa.

Mankasitraka tamin’ireo nanampy ara-bola, ara- pitaovana izay tsy ho voatanisa eto fa niova endrika ny tsangambato.

<< Ho an’ny Tanindrazana >>