ANDRO MANERANTANY HO AN’NY ANGANO

Ndao hiara-hankalaza ????? ??????????? ?? ??’?? ??????.


Tongava ao amin’ny IVOKOLO analakely ny faha 22 Martsa manomboka amin’ny 08 ora maraina mba hamantatra bebe kokoa ny tontolon’ny angano.

Hisy koa fampiofanana afaka sitrahinao.